1. And I, brethren, could not speak unto you as unto spiritual, but as unto carnal, even as unto babes in Christ.
1. Pour moi, frères, ce n`est pas comme à des hommes spirituels que j`ai pu vous parler, mais comme à des hommes charnels, comme à des enfants en Christ.
1. Ary izaho, ry rahalahy, tsy nahazo niteny taminareo tahaka ny amin’izay araka ny Fanahy, fa tahaka ny amin’izay mbola nofo, dia tahaka izay mbola zaza ihany ao amin’i Kristy.
2. I have fed you with milk, and not with meat: for hitherto ye were not able to bear it, neither yet now are ye able.
2. "Je vous ai donné du lait, non de la nourriture solide, car vous ne pouviez pas la supporter; et vous ne le pouvez pas même à présent, parce que vous êtes encore charnels."
2. Ronono no namahanako anareo, fa tsy hena, satria tsy mbola zakanareo izany hatramin’izao, ary tsy zakanareo na dia ankehitriny aza.
3. For ye are yet carnal: for whereas there is among you envying, and strife, and divisions, are ye not carnal, and walk as men?
3. En effet, puisqu`il y a parmi vous de la jalousie et des disputes, n`êtes-vous pas charnels, et ne marchez-vous pas selon l`homme?
3. Fa mbola araka ny nofo ihany ianareo. Fa raha misy fialonana sy fifandirana ary fisarahana eo aminareo, tsy araka ny nofo va ianareo ka mandeha araka ny fanaon’ny olona?
4. For while one saith, I am of Paul; and another, I am of Apollos; are ye not carnal?
4. Quand l`un dit: Moi, je suis de Paul! et un autre: Moi, d`Apollos! n`êtes-vous pas des hommes?
4. Fa raha hoy ny anankiray: Izaho an’i Paoly, ary ny anankiray kosa: Izaho an’i Apolosy, moa tsy ara-nofo va ianareo?
5. Who then is Paul, and who is Apollos, but ministers by whom ye believed, even as the Lord gave to every man?
5. Qu`est-ce donc qu`Apollos, et qu`est-ce que Paul? Des serviteurs, par le moyen desquels vous avez cru, selon que le Seigneur l`a donné à chacun.
5. Koa inona moa Paoly, ary inona moa Apolosy? Mpanompo ihany izay nahatonga anareo ho mpino ireo, dia samy araka ny nomen’ny Tompo azy avy.
6. I have planted, Apollos watered; but God gave the increase.
6. J`ai planté, Apollos a arrosé, mais Dieu a fait croître,
6. Izaho namboly, Apolosy nanondraka, fa Andriamanitra no nampitombo.
7. So then neither is he that planteth any thing, neither he that watereth; but God that giveth the increase.
7. en sorte que ce n`est pas celui qui plante qui est quelque chose, ni celui qui arrose, mais Dieu qui fait croître.
7. Ka dia tsinontsinona izay mamboly, na izay manondraka, fa Andriamanitra Izay mampitombo no izy.
8. Now he that planteth and he that watereth are one: and every man shall receive his own reward according to his own labour.
8. Celui qui plante et celui qui arrose sont égaux, et chacun recevra sa propre récompense selon son propre travail.
8. "Ary iray ihany ny mpamboly, sy ny mpanondraka; nefa samy handray izay valim-pitiany avy araka izay fisasarany izy."
9. For we are labourers together with God: ye are God's husbandry, ye are God's building.
9. Car nous sommes ouvriers avec Dieu. Vous êtes le champ de Dieu, l`édifice de Dieu.
9. Fa mpiara-miasa amin’Andriamanitra izahay, ary sahan’Andriamanitra sy trano arafitr’Andriamanitra ianareo.
10. According to the grace of God which is given unto me, as a wise masterbuilder, I have laid the foundation, and another buildeth thereon. But let every man take heed how he buildeth thereupon.
10. Selon la grâce de Dieu qui m`a été donnée, j`ai posé le fondement comme un sage architecte, et un autre bâtit dessus. Mais que chacun prenne garde à la manière dont il bâtit dessus.
10. Araka ny fahasoavan’Andriamanitra nomena ahy, tahaka ny fanaon’ny mpita-marika mahay no nanaovako ny fanorenana, ary ny hafa mandrafitra eo amboniny. Nefa aoka ny olona rehetra hitandrina izay arafiny eo amboniny.
11. For other foundation can no man lay than that is laid, which is Jesus Christ.
11. Car personne ne peut poser un autre fondement que celui qui a été posé, savoir Jésus Christ.
11. Fa tsy misy afaka manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy.
12. Now if any man build upon this foundation gold, silver, precious stones, wood, hay, stubble;
12. "Or, si quelqu`un bâtit sur ce fondement avec de l`or, de l`argent, des pierres précieuses, du bois, du foin, du chaume, l`oeuvre de chacun sera manifestée;"
12. Ary raha misy mandrafitra volamena, na volafotsy, na vatosoa, na hazo, na bozaka, na mololo, eo ambonin’ny fanorenana,
13. Every man's work shall be made manifest: for the day shall declare it, because it shall be revealed by fire; and the fire shall try every man's work of what sort it is.
13. car le jour la fera connaître, parce qu`elle se révèlera dans le feu, et le feu éprouvera ce qu`est l`oeuvre de chacun.
13. "Dia haseho avokoa ny asan’ny olona rehetra; fa ny andro no hampiseho azy, satria haseho amin’ny afo izany, ka ny afo no hamantatra ny toetry ny asan’ny olona rehetra."
14. If any man's work abide which he hath built thereupon, he shall receive a reward.
14. Si l`oeuvre bâtie par quelqu`un sur le fondement subsiste, il recevra une récompense.
14. Raha maharitra ny asan’ny olona izay narafiny teo amboniny, dia handray valim-pitia izy.
15. If any man's work shall be burned, he shall suffer loss: but he himself shall be saved; yet so as by fire.
15. "Si l`oeuvre de quelqu`un est consumée, il perdra sa récompense; pour lui, il sera sauvé, mais comme au travers du feu."
15. "Raha ho levon’ny afo ny asan’ny olona, dia ho fatiantoka izy; fa ny tenany kosa dia hovonjena, nefa toy ny avy ao amin’ny afo ihany izy."
16. Know ye not that ye are the temple of God, and that the Spirit of God dwelleth in you?
16. Ne savez-vous pas que vous êtes le temple de Dieu, et que l`Esprit de Dieu habite en vous?
16. Tsy fantatrareo va fa tempolin’Andriamanitra ianareo, ary ny Fanahin’Andriamanitra mitoetra ao anatinareo?
17. If any man defile the temple of God, him shall God destroy; for the temple of God is holy, which temple ye are.
17. "Si quelqu`un détruit le temple de Dieu, Dieu le détruira; car le temple de Dieu est saint, et c`est ce que vous êtes."
17. "Raha misy manimba ny tempolin’Andriamanitra, dia mba hosimban’Andriamanitra kosa izy; fa masina ny tempolin’Andriamanitra ary ianareo izany tempoly izany."
18. Let no man deceive himself. If any man among you seemeth to be wise in this world, let him become a fool, that he may be wise.
18. Que nul ne s`abuse lui-même: si quelqu`un parmi vous pense être sage selon ce siècle, qu`il devienne fou, afin de devenir sage.
18. Aza misy mamita-tena. Raha misy eo aminareo manao azy ho hendry amin’izao tontolo izao, aoka ho adala izy mba ho hendry.
19. For the wisdom of this world is foolishness with God. For it is written, He taketh the wise in their own craftiness.
19. Car la sagesse de ce monde est une folie devant Dieu. Aussi est-il écrit: Il prend les sages dans leur ruse.
19. "Fa ny fahendren’izao tontolo izao dia fahadalana amin’Andriamanitra; fa voasoratra hoe: “Ny hafetsen’ny hendry ihany no entiny misambotra azy”"
20. And again, The Lord knoweth the thoughts of the wise, that they are vain.
20. Et encore: Le Seigneur connaît les pensées des sages, Il sait qu`elles sont vaines.
20. Ary indray: “Jehovah no mahalala ny hevitry ny hendry, fa zava-poana izany”
21. Therefore let no man glory in men. For all things are yours;
21. "Que personne donc ne mette sa gloire dans des hommes; car tout est à vous,"
21. "Ka dia aza misy manao olona ho reharehany. Fa anareo ny zavatra rehetra;"
22. Whether Paul, or Apollos, or Cephas, or the world, or life, or death, or things present, or things to come; all are yours;
22. soit Paul, soit Apollos, soit Céphas, soit le monde, soit la vie, soit la mort, soit les choses présentes, soit les choses à venir.
22. "Na Paoly, na Apolosy, na Kefasy, na izao tontolo izao, na fiainana, na fahafatesana, na ny zavatra ankehitriny, na ny zavatra ho avy; anareo ny zavatra rehetra;"
23. And ye are Christ's; and Christ is God's.
23. "Tout est à vous; et vous êtes à Christ, et Christ est à Dieu."
23. Ary ianareo an’i Kristy ary Kristy an’Andriamanitra.